Tantara mikasika ny Thailandy
Gazety tantanan'ireo mpianatra ao Thailandy, nampilendalendain'ny Shinoa iray volabe mba hampitsahatra ny asany
"Na nisy iny tranga iny aza, hotohizanay hatrany ny asanay. Melohinay izay rehetra fomba ataon'ny manampahefana hilàna vaniny sy hamiliviliana ny sain'ireo mpankahatra"
Fandripahana tao Nong Bua Lamphu, Thaïlande : miaiky ny hadisoana no sady miroso ihany
Taorian’ilay fandripahana tamin'ny 6 Oktôbra, nanomboka nisaina ny hadisoana tamin'ny lasa sy mikaroka izay fomba hirosoana hatrany ireo manampahefana sy ny media
Lavitra ny akany, manirery: Kambodziàna mpianatra ao Thaïlandy, mizara ny niainan-dry zareo ny fihibohana vokatry ny valanaretina
"Tsy nanana havana teto izahay, ary nanahy nanoloana izay tokony hatao raha sanatria tratry ny aretina. Lavitra ny akaninay izahay."
Natao diabe tao afovoan-tanàndehiben'i Bangkok ny sarin'ireo mpikatroka nanjavona
"Tsy misy olona tokony hanjavona noho ny fananana hevitra hafa."
Mankalaza ny Fitroarana 8888 tao Myanmar ireo mpikatroka sy mpanakanto ao Thailandy
Mitaky ny fahanginantsika hamono olona izy ireo, ka tsy avelako ry zareo hampiasa ny fahanginako ho fialan-tsiny hamonoana olon-kafa.
Mihetsika mitaky fitoviana manoloana ny fanambadiana ireo mpikatroka ao Thailandy
Fanangonan-tsonia iray no natomboka hanolorana fanitsiana ny Fehezandalàna sivily sy ara-barotra mba hahafahana mandrakitra an-tsoratra ny fanambadiana eo amin'ny olona roa, samy lahy na vavy.
Nanao diabe nanohitra ny volavolan-dalàna mifehy ny fikambanana tsy mitady tombontsoa ireo mpanao fihetsiketsehana Thailandey
"Ampiasaina ny lalàna mba hampanginana anay sy hanakanana anay tsy hivory. Saingy mbola mivondrona ho fanoherana ary vonona amin'izay fiampangana manaraka izahay."
Rahonana ho atolotra an'i Thailandy, nangataka hialokaloka ao Kanadà ilay Laosiàna mpikatroka
Khoukham dia isan'ireo nanangana ny Free Laos, tambajotra iray misy ireo Laosiàna mpiasa ao Thailandy mitolona ho an'ny zon'olombelona ao amin'ny firenena niaviany. Notadiavin'ireo manampahefana Thai izay handroahana azy hody.
Bangkok sa Krung Thep Maha Nakhon: Iza no tena anaran'ny renivohitr'i Thailandy?
"Mila takatr'ireo manampahefana fa izany hoe renivohitra izany dia tsy mijanona ho amin'ny teny sy fanoratra fotsiny...Raha manapaka hevitra ny hanova izany ireo manampahefana, voalohany indrindra dia tokony naka ny hevitry ny vahoaka ry zareo ary nanontany talohan'ny nandraisana fanapahankevitra."
Miresaka am-pahasahiana momba ny filan'izy ireo sendikà sy fepetra tsara kokoa any amin'ny toeram-piasany
"Manantena aho fa any andro ho afaka hijoro tsy amin-kenatra ireo mpiasa an-trano. Tsoriko marina aminao, fony aho mpiasa an-trano, tsy nireharehàko mihitsy ny asako"