The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Thailand Tahiry Firenena

RSS ho an i Thailand

2009-08-07

Azia atsimo atsinanana: ny aterineto sy ny fitiavan-tanindrazana

Miha-mampiasa ny aterineto hanaovana fampielezakevitra ny vondrona tia tanindrazana isan-karazany any Azia Atsimo Atsinanana. Na dia ny mpitondra politika aza dia mampiasa araka izay tratra ny serasera hampiroboroboana ny firaisan-kina sy ny fitiavan-tanindrazana ao amin'ny fireneny. Mandrisika tokoa izany fironana izany rehefa manome fahalalahana ny olom-pirenena tsotra haneho ny fifikirany amin'ny ...

2008-10-06

Zavakanto & Kolontsaina ,
Ethnicity

Mankalaza ny fety isantaonan'ny mpifady hena ny fokonolona Shinoa mipetraka any Thailand. Jereo sao mahaliana anao ireto sary manaraka ireto.

2008-03-18

Thailandy : Fanambaran'ireo firenena momba ny raharaha any Tibet

Jotman no nanangona sy mitanisa ireo fanambara tamin'ny fomba ofisialy izay nataon'ireo firenena samihafa manoloana ny raharaha any Tibet.

2008-01-25

Thailandy : Fiaradalamby mandeha amin'ny entona any BangkokSary post

Richard Barrow no manala sarona hoan'ireo mpankafy toerana ahitana Fiaradalamby mandeha amin'ny entona any Bangkok : If you are a steam enthusiast then you will love this place. In the sheds were five steam trains that looked in good working order. I wandered around taking some pictures. “Raha mpankafy ireo fiaradalamby mandeha ...

2007-12-24

Thailand: Mitarika ny PPP

Bangkok Pundit eto no mamoaka tsikelikely sy mamakafaka ny valim-pifidianana izay vao novitaina teo. Ny PPP (People's Power Party na antokon'ny fahefam-bahoaka), izay noheverin'ny maro fa antoko nipoitra avy amin'ilay antoko nofoanana  Thai Rak Thai no mitana ny laharana voalohany amin'ny fahazoana seza amin'izany. Preetam Rai

2007-11-16

Azia Atsimo Atsinanana : Ireo tetezana lava indrindra

Ny mpiblaogy Pisanu monina any Bali, Indonezia dia mitatitra ao amin'ny blaogy Bisean mikasika ireo tetezana lava indrindra any Azia Atsimo Atsinanana : « Southeast Asia is home to some of the world’s longest bridges. In our attempt to speed up economic advancements, bridges also narrowed the gaps of cultural differences between ...

2007-09-17

Thailand: Fiaramanidina nianjera tao Phuket

Manoratra momba ilay fiaramanidina nianjera tao amin'ny seranan'i Phuket androany tolakandro ny mpitoraka blaogin'i Thailand. Phuket dia toerana fizahantany be olona tokoa ary tian'ny mpizahatany na avy any ivelany na avy ao an-toerana amin'ny moron-dranomasiny. Tonga avy any Bangkok ity zotra OG269, izay tantanan'ny budget airline, ity ary nitondra mpandeha ...