· Marsa, 2011

Tantara mikasika ny Taiwan (ROC) tamin'ny Marsa, 2011

Tsy Maharesy Lahatra ny Antoka Nomen'i Taïwan Momba ny Fiarovana ara-nokleary

  28 Marsa 2011

Vokatry ny loza nokleary tao Fukishina, Japana, nangatahana ankehitriny ny hijerena indray ny politikan'ny angovo nokleary ao Taïwan, ary izany dia amin'ny fomba manokana satria ny toby nokleary faha-efatra dia eo an-dalam-panamboarana ihany koa. Lin Tsung-yao (林宗堯), mpikambana ao amin'ny Komity mpanara-maso ny Fiarovana ny toby nokleary fahaefatra, dia nangataka...