· Aogositra, 2014

Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Aogositra, 2014

Niteraka Adihevitra Ny Fiara Kelin'ny Papa Fransoà Tao Korea Atsimo

  21 Aogositra 2014

Nofaranan'ny Papa Fransoà tao Korea Atsimo ny fitsidiham-pitokanana ataony, izay niteraka resabe tamin'ny fampahalalam-baovao ny fomba fisehoan'ity lehiben'ny Katolika ity imasom-bahoaka, anisan'izany ny hoe eveka mandeha amin'ny fiara kely tsotsotra, fa tsy amin'ny fiara berline maharo amin'ny bala.