· Marsa, 2009

Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Marsa, 2009

Korea: Fihaonana voalohany, ahoana no ahalalanao ny ho sakaizanao anatin’ny 10 minitra.

  07 Marsa 2009

Amin’ny fomba ahoana no mety ahitanao ilay lehilahy sahaza anao haingana indrindra? Tsinjoko fa mizara famakafakana ara-pomba-piaina (psychologique) mahavariana ireo mpamaham-bolongana izay milaza manao hoe amin’ny fomba ahoana no ahafahanao mamaky ny toetran’ny maha izy azy ny olona sy ny endriky ny toetra ananan’ny lehilahy miaraka aminao, na amin’ny fomba...