· Febroary, 2009

Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Febroary, 2009

Korea: Antony fito hametrapetrahan'ny vehivavy anao

  15 Febroary 2009

Misy hafatra iray manintona milaza  antony fito mahatonga ny lehilahy ho voapetrapetraky ny vehivavy rehefa miresaka fotoana sy manome torolàlana ihany koa ny amin'ny fomba tokony hataonao lehilahy hisorohana an'izay fahavoazana lehibe izay. Aza dia mino azy ity 100%. Tsy voatery ho marina foana mantsy ilay izy. […]처음 만나자 마자...

Korea: Fiainana tsy an'asa.

  12 Febroary 2009

Raha nanomboka ny fitotongan'ny toekarena, ny tsy fananana asa dia nanjary iray amin'ireo ambetin-dresaky ny mpikirakira aterineto. Ahoana no iainan'ny olona izany toe-javatra izany? Aspan dia mahita làlana hafa hiatrehana izay tsy fananana asa izay. 오늘로 백수가 된 지 두 달을 넘겼다. 지난해 11월 17일부러 지난 10년간 근무한 회사를 그만두게...

Korea: Ny taombaovao an-aterineto sy avy amin'ny onjam-peom-pirenena

  11 Febroary 2009

Mampientanentana ny olona na aiza na aiza ny fiandrasana ny taona vaovao. Miara-mivory amin'ny toerana iray ny olona mandray ny taona vaovao. Eto Korea dia eny amin'ny tilikambom-pamataranandron'i Bosingak ny olona no mifamotoana. Kanefa toa niainga tamin'ny korontana ity taona ity. Tsy maintsy nametraka ny onjam-peom-bahoaka KBS eo amin'ny toeran'ny...