· Aogositra, 2008

Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Aogositra, 2008

Korea: Fanompoam-pirenena sy fandavana raharaha miaramila

  07 Aogositra 2008

Tsy niverina tany amin'ny vondro-tafika nisy azy ny zatovolahy iray manatontosa ny raharaha miaramilany any amin'ny polisy rehefa avy nahazo fialantsasatra kely ary nanambara ny adin-tsaina mahazo azy (ho fandavana ny raharaha miaramila). Araka ny nolazainy dia mahatsiaro tena ho meloka izy taorian'ny fandravana fihetsiketseham-panoherana iray amin'ny alalan'ny fijoroana an-dalambe...