· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Avrily, 2008

Korea: Tsy fahampian’ny vary fahiny sy ankehitriny

  18 Avrily 2008

Hita ombieny ombieny ity resaka olana ara-bary ity. Nisy hetsika mafimafy ihany natao teto Korea ho fanoherana ny fanokàfana ny tsenan’ny vary amin’ny firenena hafa. Mpikirakira aterineto iray nandray anjara tamin’ny hetsika ho famelàna ny tsena ho an’ny eto an-toerana ihany no miresaka momba ny fahiny sy ny ankehitriny. 15년전...