· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Janoary, 2008

Korea : Ho firenena mpiteny anglisy ?

  29 Janoary 2008

Hiteny anglisy avokoa ny Koreana rehetra afaka fotoana fohy. Hiakatra ve sa hidina ny faneriterena raha miteny anglisy ianao na tsia? Nilazain’ny governemanta vaovao, ekipa tetezamitan’i Lee Myung Bak fa ho ampianarina amin’ny teny anglisy avokoa ny taranja rehetra. Herinandro taty aorian’ny nanambarana io drafitra io dia mbola henika ity...