· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Oktobra, 2007

Korea: Efitra fanovozam-baovao sy fahafahan'ny gazety

  24 Oktobra 2007

Nanapa-kevitra ny hanakatona ny Efitra Fanovozam-baovao ho an’ny Haino aman-jery araka ny efa nolazainy mialoha ny governemanta Koreana Tatsimo ny 12 oktobra lasa teo. Nanohitra izany tamin’ny heriny manontolo ny mpanao gazety ary nanasokajy io tranga io ho any amin’ny fahafahan’ny mpanao gazety Koreana ny Gazety iraisam-pirenena. Ahoana hoy ny...

Korea: Raha nihaona ny mpitondran'i Korea Atsimo sy Avaratra

  08 Oktobra 2007

Inona moa ny dikan’ny fihaonana faharoa eo amin’ny mpitondra Koreana Tatsimo sy Tavaratra? Lohahevitra roa no banjinina. Ny voalohany dia ny tsy fitovian-kevitra eo amin’ny Mpiserasera sy ny haino aman-jerim-pirenena. Ny lohahevitra faharoa kosa dia ny dika politika sy toe-karena ao amin’io fihaonana io.  Tsy vitsy ny mpibilaogy  no manohitra...

Kôrea : Mifindra avy any Afghanistàna ny resaka

  03 Oktobra 2007

Tamin'ny Alahady 30 Septambra 2007, dia nohavaozina ho eo amin'ny toerany indray ho pasitora mpitondra fitandremana ao amin'ny fiangonana Saemmul church, ilay pasitora naniraka mpitoriteny antsitram-po Kôreana 23, izay nisy naka an-keriny tany Afghanistàna. Io no narararaotin'ny mpiblaogy sansantsasany hiverenana tamin'iny raharaha sarotra iny. 결국 예상대로 된것같네요… 샘물교회에서는 93%이상의 지지를...

Korea: Myanmar sy Korea

  01 Oktobra 2007

Inona no eritreretin’ny Koreana amin’ny toe-draharaha any Myanmar ? Mahaliana fa hitan’ny mpibilaogy ho mifandraika amin’ny tantaran’i Korea ny zavamisy any ary tahaka ny mifamatotra amin-dry zareo ilay firenena..Mampahatsiahy an’ireo mpibilaogy izay efa niainan-dry zareo tany Korea tamin’ny taona 1980 tany ho any ny zavamisy ao Myanmar ankehitriny. Lasa manana toerana...