· Janoary, 2013

Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Janoary, 2013

Niteraka Adihevitra Momba Ny Fanamelohana Ho Faty Tao Singapore Ilay Fanolanana Tao Delhi

  12 Janoary 2013

Nentina tany Singapore hotsaboina ilay tanora niharan'ny fanolanana faobe tao Delhi, India saingy indrisy fa namoy ny ainy izy tamin'ny 28 Desambra. Naneho ny alahelony sy ny hatezerany  ireo Singaporeana marobe manoloana ny fahafatesan'ity niharan'ny fanolanana ity izay fantatr'izao tontolo izao amin'ny anarana hoe Amanat. Niteraka adihevitra mafana momba ny fitovian'ny lahy sy...