· Avrily, 2012

Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Avrily, 2012

Singapore: Raha Isika No Nandefa Ny Balafomanga…

  16 Avrily 2012

Rehefa nandamoka ny nandefasan'i Korea Avaratra ny balafomanga, nalaza ny fampiasana tao amin'ny Twitter ny tenifototra hoe: #ifSingaporelaunchedarocket [raha i Singapore no nandefa ny balafomanga]. Tsy ampy toy inona akory, indreo ny miezaka mitondra ny fahitany momba ny kolontsaina sy ny fahalemeny ny mpisiokantsera  Singaporeana. Andrimatoa Brown ohatra nilaza momba ny fahalafosan'ny...