· Desambra, 2011

Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Desambra, 2011

Singapore: Todran-drano, sa Rano Mihandrona?

  30 Desambra 2011

Tamin'ny 23 Desambra 2011, orambe matevina no niteraka fiakaran-drano vetivety tao amin'ny faritra maro ao Singapour, voakasik'izany  ny magazay mpivarotra fehikibo be olona ao amin'ny Lalana Orchard sy ny manodidina azy. Tsy zava-nitranga nahasosotra na hoe tsy nampoizina anefa izany, satria efa niseho  izay tranga izany tamin'ny volana Jiona 2010....