· Septambra, 2011

Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Septambra, 2011

Nifidy Filoha Vaovao i Singapore

  08 Septambra 2011

Dr Tony Tan dia voafidy ho Filoha fahafito ao Singapore ny 27 volana Aogositra nefa ny elanelan'ny vato nandreseny dia salan'isa 7,269 fotsiny. Nahangona 35.19 isan-jato tamin'ny fitambaran'ny vato fotsiny izy kanefa dia ampy izany handresena ireo Kandida telo hafa tamin'ny fifidiana Filoham-pirenena voalohany tao Singapore tato anatin'ny 18 taona