Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Jona, 2011
Singapore: Fahatezerana Noho ny Fampijaliana Atao Amin'ny Be-Antitra Marary
Antsoina hoe Trano Fitaizan'i Nightingale ilay Toeram-pitsaboana, kanefa hita fa lavitra dia lavitra amin'i Florence Nightingale ny ataon'ny infirmiera. Tafintohina sy sanganehana ireo Singaporiana taorian’ny fahitana ilay horonantsary miafina mampiseho ny fampijaliana natao tamin’ilay ramatoa 75 taona tao amin’io toeram-pitsaboana io, nalefa tao amin’ny YouTube izany ny herinandro lasa teo....
Singapora : Fanentanana “Vonjeo ny tontolon'ny feso mampalahelo”
Feso dimy amby roapolo no nosamborina amin'ny maha dia azy ireo ka nogadraina ao amina toeram-pilalaovana sy fikarakaram-batana iray. Nanao hetsika fanangona-tsonia ny mpisera sy ny mpitia biby hamela malalaka ireo biby ireo.