· Febroary, 2011

Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Febroary, 2011

Ombay mitady: Mila Zaza Marobe i Singapore

  17 Febroary 2011

Nahatratra ny fetra farany ambany 1,16 % ny taham-pahaterahana any Singapore. Mba hampitomboana ny isan'ny mponina, nandroso soso-kevitra ny governemanta ny hampitomboana ny isan'ireo vahiny tonga miasa sy monina any ary mba hampivoarana ity tanàna-fanjakàna kely ity. Ireto ny valinkafatra avy amin'ireo mpitoraka bilaogy