· Janoary, 2011

Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Janoary, 2011

Video: Ireo mpanao kiraro erantany

  25 Janoary 2011

Ireo horonantsary androany dia mifantoka amin'ireo mpanao asa tanana maneran'tany mbola manao kiraro amin'ny tanana. Avy any Mexika hatrany Japana: handinika ny fomba fanamboarana ireo kiraro, kiraro iva sy kapa.