· Mey, 2010

Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Mey, 2010

Singapore: Fisintonana ny fanasana mpanabe marenindrenina iray

  16 Mey 2010

“Nandany telopolo taona mahery tamin’ny fampianarana ary nampianatra mpianatra an’arivony i Susan Elliot. Matsilo saina izy, mahay miteny tsara, ary manana fahaizana manokana amin’ny hatsikana”, hoy Ingahy  Anthony Mullen manoratra ao amin'ny tranonkala Teacher Magazine. “Mampianatra ny ara-tsosialy sy tantara amin’ny mpianatra ankapobeny sy amin’ny mpianatra marenindrenina izy, ireo rehetra...