· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Janoary, 2008

Singapore : Tsy Shina velively

  28 Janoary 2008

Tankona tsy nahateny i Arzhou namaky fa araky ny birao iray misahana ny hetra any Amerika [USA] dia isan'ny faritanin'i Shina i Singapore : Amazing how this common misconception is so prevalent, even at the USA government level. “Mahazendana ny fihanaky ity hevi-diso ity, eny hatramin'ny sehatry ny gôvernemanta Amerikana...