Mpandika avylavitra
· 8:31 pm
· Brunei · Indonesia · Malaysia · Philippines · Singapore · Thailand · Vietnam
Noho ny fidangan’ny vidin-tsolika, maro ireo firenena avy any Azia Atsimo-Atsinanana no nanamafy ny ezaka ho fitrandràhana loharanon’angovo hafa ho fanolo. Eny fa na dia ireo firenena mpamokatra solitany toa an’i Malezia, Indonezia sy Brunei aza dia samy mampiasa vola hitrandraka angovo azo avaozina avokoa.
Tena andrandraina sy ilaina ny fampiasàna ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 11:45 pm
· Singapore
Tankona tsy nahateny i Arzhou namaky fa araky ny birao iray misahana ny hetra any Amerika [USA] dia isan'ny faritanin'i Shina i Singapore :
Amazing how this common misconception is so prevalent, even at the USA government level.
“Mahazendana ny fihanaky ity hevi-diso ity, eny hatramin'ny sehatry ny gôvernemanta Amerikana akory aza.”
1 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 3:38 pm
· Cambodia · Indonesia · Myanmar (Burma) · Philippines · Singapore · Thailand · Vietnam
Ny mpiblaogy Pisanu monina any Bali, Indonezia dia mitatitra ao amin'ny blaogy Bisean mikasika ireo tetezana lava indrindra any Azia Atsimo Atsinanana :
« Southeast Asia is home to some of the world’s longest bridges. In our attempt to speed up economic advancements, bridges also narrowed the gaps of cultural differences between ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpiblaogy Malagasy vavolombelona nanatri-maso ireo trozona niantsona k...
-
Atao akory fa "Traduttore, Traditore" hoy ny hain-teny Italiana n...
-
adinoko fa ny TROZONA amin'ny teny Malagasy dia BALEINE kosa amin...
-
Miala tsiny fa angamba amin'ny anglisy dia fianakaviana iray ny D...
Tohiny »