Tantara mikasika ny Filipina tamin'ny Febroary, 2013
Filipina: Manolotra Fotoam-pivavahana Amin'ny Aterineto Ny Fiangonana Katolika
Nazoto nampiasa ny aterineto hamitana ny adidy evanjelika ny Fiangonana Katolika Filipiana tato ho ato. Tato anatin'ny taona vitsy lasa, nanokatra seha-pifaneraserana maro tamin'ny aterineto izy izay hahafahan'ireo Filipiana maneran-tany mankalaza ny fomba Kristiana
Miray feo amin'ny fitadiavana ilay zazalahy tsy hita i Malezia
Zazalahy kely enin-taona i William Yau, tao anaty fiara niaraka tamin'ny iray tampo taminy nandritra ny fotoana nandehanan'ireto ray aman-dreniny tao amin'ny magazay momba ny herinaratra ny 16 Janoary. Araka ireo tatitra, nanomboka nitomany ny anabaviny, ka nivoaka ny fiara mba hitady ireo ray aman-dreniny, kinanjo tsy niverina intsony. Ny alakamisy,...