· Aogositra, 2012

Tantara mikasika ny Filipina tamin'ny Aogositra, 2012

Filipina: Tondra-drano Tao Metro Manila.

  08 Aogositra 2012

Niteraka tondra-drano ny orambe mivatravatra tao amin’ny faritra maro ao Metro Manila sy tao amin’ny faritany akaikin’I Nosy Luzon, ao Filipina. Metro Manila, tanàn-dehibe  ao an-drenivohitry ny firenena, izay ahitana tanàna sy kaominina 17. Nanapa-kevitra ny goveremanta fa hatsahatra aloha ny fampianarana sy ny asa na ny an’ny fanjakana izany...