· Marsa, 2010

Tantara mikasika ny Filipina tamin'ny Marsa, 2010

Philippines: “Fifanaraham-panambadiana azo havaozina”

  06 Marsa 2010

Vondrona politika iray ao Philippines no maniry hampiditra volavolan-dalàna mametraka ny fetram-pifanaraham-panambadiana iray ho manankery mandritry ny folo taona. Araka ny nanampoizana azy dia niteraka fanehoan-kevitra mivaivay eo anivon'ny fitorahana blaogy ity tolo-dalàna tokana an-tany ity.