· Jona, 2010

Tantara mikasika ny Korea Avaratra tamin'ny Jona, 2010

Korea Atsimo sy Avaratra: Tankina noho ny Mondial ny fifampihenjanana

  20 Jona 2010

Somary nihanalefaka kely ny fifankahalàna nisy teo amin'ireo Korea roa tonta izay tsy nitsaha-nisondrotra nanomboka tamin'ny faharendrehan'ny sambo mpiady iray an'ny Korea Atsimo noho ny tifitra nolazaina fa avy amin'i Korea Avaratra, noho ny fientanentanam-po miakatra dia miakatra izay tsy misy afa-tsy ny Mondial ihany no mahavita izany. Rakotra fanohanana...