· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Korea Avaratra tamin'ny Oktobra, 2007

Korea: Raha nihaona ny mpitondran'i Korea Atsimo sy Avaratra

  08 Oktobra 2007

Inona moa ny dikan’ny fihaonana faharoa eo amin’ny mpitondra Koreana Tatsimo sy Tavaratra? Lohahevitra roa no banjinina. Ny voalohany dia ny tsy fitovian-kevitra eo amin’ny Mpiserasera sy ny haino aman-jerim-pirenena. Ny lohahevitra faharoa kosa dia ny dika politika sy toe-karena ao amin’io fihaonana io.  Tsy vitsy ny mpibilaogy  no manohitra...