The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

North Korea Sokajy ara-tany

RSS ho an ny North Korea

2008-07-09

Japàna : Fanambarana mikasika ireo olona nalaina an-keriny izay miteraka fahatezerana

Ny fanambarana nataon'i Koichi Kato, mambran'ny Antoko Liberaly Demôkratika Japôney [Liberal Democratic Party] sady ministra teo aloha rahateo, tamin'ny 7 Jolay 2008 lasa teo dia niteraka fahatezerana teo anivon'ireo mpiblaogy Japoney sy tao amin'ny vohikala 2channel [Japôney]. Ny tsy fandrosoan'ny adihevitra fikatsahana fihavanana amin'ny Japàna sy Kôrea Avaratra dia narohin'i Koichi Kato tamin'ny ...

2008-04-27

Siria:Vaovao mipoapoaka momba ny niokleary

Omaly, Ny CIA dia namoaka vaovao momba ilay tondroina ho foto-drafitrasa (reacteur) niokleary Siriana naorin’ny Koreana tavaratra. Nitalakotrokotroka ny fivoak’izany tamin’ireo fampahalalam-baovao samihafa. Ny tantara dia nanomboka tamin’ilay fanafihana an’habakabaka tsy fantatra antony nataon’i Israely tany avaratr’i Siria tamin’ny Septambra 2007. Taorian’izay dia nandeha be ny resaka momba ny mety ho ...

2007-10-08

Korea: Raha nihaona ny mpitondran'i Korea Atsimo sy Avaratra

Inona moa ny dikan’ny fihaonana faharoa eo amin’ny mpitondra Koreana Tatsimo sy Tavaratra? Lohahevitra roa no banjinina. Ny voalohany dia ny tsy fitovian-kevitra eo amin’ny Mpiserasera sy ny haino aman-jerim-pirenena. Ny lohahevitra faharoa kosa dia ny dika politika sy toe-karena ao amin’io fihaonana io.  Tsy vitsy ny mpibilaogy  no manohitra ny ...