· Oktobra, 2011

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Oktobra, 2011

Myanmar: Naaton'ny Filoha ny Fananganana Tohodrano

  05 Oktobra 2011

Nanaitra ny maro ny nataon'ny fitondran'i Myanmar tamin'ny baiko fampiatoana ny fananganana ilay tohodrano niteraka andihevitra ho valin'ny fanoherana sy ny fanangonan-tsonia nataon'ny tambanivohitra sy ny fiarahamonim-pirenena. Adikan'ny mpanoratra ato amin'ny Global Voices mydaydream ho antsika ny vaovao amin'ny teny Birmana sy ny domberina azo tamin'ny fampiatoana ny tetikasa