· Septambra, 2011

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Septambra, 2011

Myanmar: Sarintanin'ny Fonja Iaraha-manoro

  04 Septambra 2011

Nisy Sarintanin'ny Fonja Iaraha-manoro ao Myanmar natsangana ho fanohanana ny hetsika fanafahana ny mpanao gazetin-dahatsary ‘Free Burma’. Ny sarintany dia mijery sy manome fampahafantarana fohy momba ny fonja 43 ao Myanmar. Mpanao gazetin-dahatsarin'ny Democratic Voice of Burma miisa 17 no voatazona ankehitriny.