· Febroary, 2011

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Febroary, 2011

Myanmar: Barcamp Yangon 2011

  25 Febroary 2011

Mihoatra ny 4000 ny mpandray anjara nanatrika ny Barcamp Yangon 2011 tany Myanmar izay nametraka ity fotoana ity ho iray amin'ny Barcamp nahavory olona be indrindra tany amin'iny faritra iny. Voarara ny vohikala Xanga rehefa niresaka momba ny sivana an-tserasera ny Myanmar ny mpandray anjara iray (izay ampiantranoan'i Xanga ny bolongany).