· Jona, 2009

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Jona, 2009

Myanmar: Rava ilay fiangonana bodista manan-tantara

  05 Jona 2009

Nirodana nandritra ny asa fanavaozana azy ny fiangonana bodista iray, olona 5 farafahakeliny no maty ary mpiasa sy mpanao fivahinianana masina maro no naratra. Ny fiangonana ao Danoke taorian'ny fianjerany (New Era Journal) Any ampitan'ny reniranon'i Yangon ao amin'ny kaomina Dala, faritra Rangoun, no misy ity fiangonana ao Danoke ity,...