2008-01-11
Malayzìa : Toerana masina vaovao hoan'i Ganesha
Ny blaogy Eating Asia dia manapariaka sary mitatitra ny fanamasinana toerana masina na alitara Hindu vaovao any Malayzìa :
The shrine, or tiny temple, sits at the base of a sacred Bodhi Tree, a type of tree that, we're told, is rarely found in Malaysia's urban areas. One of the worshippers, a ...
2007-12-17
Malayzia : Sarin'ny tondra-drano
Ny blaogy Kickedefella dia manapariaka sarin'ny tondra-drano any Kampung Gelang Mas - Nosy any amin'ny faritra Atsinan'i Malayzia :
« According to one villager, this particular area has never been flooded before. However, what happened today was due to the damage at one of the dam in Southern Thailand. The water ...
2007-11-29
Malezia: mitaky fitovian-jo ny Maleziana karana
Nisedra fitohanan’ny fiarakodia, fanapahan-dalana ary fikatonan’ny gara ny Mpitolon’ny karana Maleziana raha hamonjy ny alahadin’ny fitovian-jo tany Kuala Lumpur any Malaysia.
Nakaton’ny polisy ny lalana sy ny garan-dalamby roa manakaiky ny Vaomiera ambony Britanika na British High Commission hiomanany amin’ny filaharan’ny Hindu Rights Action Force (HINDRAF). Nampiasa baomba mandatsa-dranomaso sy tafondron-drano ...
2007-10-20
Malayzìa : Toerana tena tranainy any akaikin'i Penang
Ny blaogy South East Asian Archeology dia mitarika antsika hitsidika toerana iray ao akaikin'i Penang any Malazìa izay mbola tranainy koa aza noho ireo tempolin'i Angkor izay tena fanta-daza any Kambôdza.
The settlement in the Bujang Valley dates as far back as the 5th century, and as I was in Penang ...




