Tantara farany mikasika an'i Laos
20/01/2013
Laos: Aiza i Sombath Somphone?
Ny 15 Desambra 2012 no nahitana farany an'i Sombath Somphone, ilay mpahay fiharian-karena fampandrosoana sy mpanabe avy ao Laos. Iray volana taorian'ny fanjavonany hafahafa, dia nangataka tamin'ny governemanta Laosiana ireo namany sy mpanohana an'i...
05/12/2012
Lavin'ireo Mpikatroka Mafàna Fo Ilay Fanambarana Momba ny Zon'Olombelona Any Azia Atsimo Atsinanana
Fikambanana mpiaro zon'olombelona maherin'ny 50 avy any Azia Atsimo Atsinanana no namoaka fanambaràna iray manakiana ny fanabaribariana ilay Fanambaràna momba ny Zon'Olombelona novolavolain'ireo firenena folo ao anatin'ny Fikambanan'ireo Firenena Any Azia Atsimo Atsinanana. Nony navoaka ho fanta-bahoaka ilay fanambaràna tamin'ity volana ity, dia nolavin'ireo fikambanana mpiaro zon'olombelona any amin'ny faritra avy hatrany noho izy nambara ho miaty andàlana mandiso ny zo iraisana erantany amin'ny resaka fiarovana zon'olombelona
06/07/2012
Azia Atsimo Atsinanana: Toeran'ny Ady An-trano Goavana Indrindra Misy Eto An-tany Amin'izao Fotoana
Mbola be lavitra noho ny tora-pasika fotsy manjopiaka, ny tempoly sy ny hotliny no azo ambara momba an'i Azia Atsimo Atsinanana : Tsy dia resahana matetika fa hoe raha ny marina dia toerana isian'ny ady an-trano maharitra indrindra teto ambonin'ny tany ilay faritra, ny toerana nizaka ny zera baomba mavesatra indrindra teto an-tany sy ny fihokoana islamista goavana indrindra eto an-tany
22/02/2012
Ny Fiara Kodiaran-telon'i Azia Atsimo Atsinanana
Tuktuk, Beca, Kuliglig, Trishaw, Pedicab, Becak, Tricycle. Ireo no kodiaran-telo malaza be mpanana any amin'ny faritra Azia Atsimo Atsinanana. Hita eny an-dalan'ny tanandehibe izy ireny, saingy miezaka ny handrara ireny posisposy hita na aiza na aiza sy efa entin'ny motera mitatitra olona ireny ny governemanta maro.
13/08/2010
Sina: Tantaran'ny “Visa”
Hatraiza fotsiny ny hasarotr'izany, hoy i Chen Zikun mpitoraka blaogy ao amin'ny Sina sady mpanao gazety mahaleo tena ao amin'ny lahatsorany tamin'ny 6 Aogositra, ho an'ireo mpitety tany Sinoa te-haka...
26/10/2009
Fitondrana vohoka sy ny fonja: Ny fahasalamana sy ny zon'ny vehivavy voafonja

Mbola tolona hatramin'izao ny hiantohana ny zon'ny vehivavy bevohoka manerantany, ary raha tarafina aza, dia voaramaso [ara-pahasalamana?] tafahoatra matetika ny vehivavy bevohoka voafonja. Inona avy moa ny dingana efa vita hanamarihana fa voakarakara tsara izy ireo, miaraka amin'ny [menaky ny] aina entin'izy ireo?
30/04/2008
Laos : Iva ny taham-piadanana
Apocalypse Lao no manamarika fa eo amin'ny saritanin'ny taham-piadanana hoan'izao tontolo izao dia iva ny taham-piadanana tandrify an'i Laos : Lao people are usually very friendly and hospitable. You see...
02/10/2007
Ny tohadranon’i Nam Tha
Ny blaogy New Mandala dia mandinika ny volavolam-pananganana tohadrano any Laos ataon’ny orinasa sinoa iray, sy ny mety ho vokatr’izany eo amin’ny fiainan’ny olona ao an-toerana. Preetam Rai






























RSS ho an i Laos
Karohy Wikipedia ny Laos



Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa