The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Japan Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Japan

2008-01-19

Japàna : Zom-pifidianana hoan'ireo vahiny ?

James no mitatitra ao amin'ny Japan Probe ny adihevitra mikasika ny fikasana hanome ny zom-pifidianana hoan'ireo vahiny any Japàna: An article published last week in the Yomiuri Shinbun reports that the Democratic Party of Japan is attempting to pass a law that would grant voting rights to foreigners [...] But some ...

Japàna : Amin'ny endrika vaovaoPhotos post

I Edo no manapariaka sary HDR/GGD vitsivitsy mampiseho an'i Japàna izay nangoniny. [FANAMPIM-PANAZAVANA : ny HDR na GGD (High Dynamic Range photography | Imagerie à Grande Gamme Dynamique) dia fitambarana teknika ampiharina amin'ny sary amin'ny alalan'ny solosaina izay ahafahana manome sanda bebe kokoa ireo “pixel” tsirairay. Endrika vaovao no vokatr'izany sary izany. Tsahivina fa ny ...

2008-01-17

Diaspora ,
Language

Novelabelarin'i Debito ny fanehoan-kevitra mikasika ny volavolan-dalàna napetraky ny governemanta Japoney mitaky ny fahaizan'ireo vahiny mihevitra ny hipetraka maharitra any Japana ny teny Japoney.  Notsikerain'i Ampotant ny fampitam-baovao nataon'ny BBC mampihevitra ny mpihaino fa tsy tia miresaka sy mitafatafa amin'ny vahiny ny Japoney.

Japàna : Ireo “ampakarina” eran'izao tontolo izaoPhotos post

I Edo no manapariaka ao amin'ny blaogy Pink Tentacle sary vitsy izay mitatitra ny fomba fijerin'ny mpakasary Japoney Kimiko Yoshida manokana ireo “ampankarina” eran'izao tontolo izao. Misy rohy mankany amin'ny vohikalan'i Kimiko Yoshida, mpanakanto “makasaritena”, izay ahitana sary 150 mahery.

2008-01-15

Japana : tsy hividy fiara vaovao aho

Ny siosion-dresaka an-dalambe no milaza fa mitotongana ny toe-karena Japoney, ary ny fihisatry ny varotra fiarakodia no antony lehibe miteraka izany. Iza no omentsiny ? Ny ankizy, hoy ny sasany, izay tsy mazoto hividy zavatra azo tsapaintanana. Nanoratra ny momba ny fihenan’ny fividianana fiara ity ny mpamaham-bolongana tamin’ity herinandro ity, ary ...

2008-01-14

Japàna : Fikendrena ireo Tanora

I David Marx dia nanoratra lahatsoratra mahaliana mikasika ny Kolotsain'ny Tanora Japoney ao amin'ny Neojaponisme : The cover story in the February issue of Takarajima is titled “Youth are Becoming Idiots.” The small print above the title states, You see, our idiot Japanese children — spoiled by the less rigid ...

2008-01-07

Japana: ny ampitan’ny hadivory na hiserasera sa tsia?

Anivon’ny famahoahan’ny serasera, mety hiteny ny olona iray fa mizara roa izao tontolo izao: Izay manam-pifandraisana sy izay tsy manam-pifandraisana amin’ny aterineto. Raha mandray anjara sy mifanabe anaty kolontsaina (“iraisana”) mivoatra mampiavaka azy manokana ny vitsy an’isa mpiserasera nefa tsy mitsaha-mitombo dia tsy (manana kolontsaina iraisana) kosa ny maro an’isa ...

2008-01-05

Japana: Ny Bolongana 50 malaza indrindra

Serkan ao amin'ny Tokyotronic no nandrakitra an-tsoratra (ho amin'ny teny anglisy) ny lisitry ny bolongana 50 malaza indrindra any Japana (raha itokisana ny Technorati Japoney) . Araka ny nanaovany azy dia ny isan'ny rohy mankany amin'ny bolongana no masontsivana nifidianana azy ireo. Ohatra: Ny Gigazine (ny malaza indrindra) dia misy bolongana hafa ...

2007-12-17

Japàna : Fihenan'ny salan'haavo

Ny mpiblaogy James monina any Japana dia mizara ny fomba fijeriny izay nitateran'ny fampahalalam-baovao ny fihenan'ny salan'haavon'ny mpianatra lahy any Japana izay nampitahaina tamin'ny toe-draharaha any Amerika [U.S.A.] : « a new government report that revealed the average leg length of male Japanese students has decreased since the 1970’s. Experts aren’t ...

2007-11-21

Japàna : Lalao fifanintonana kilaotyPhotos post

Ny mpiblaogy Lee dia manoratra ao amin'ny blaogy Tokyo Times momba ny lalao Japoney ifanintonana kilaoty : « The grace of the geisha or traditional tea ceremony’s gentle movements are famous facets of Japanese culture, but for the tourist after a true insight into this beguiling country, then attending a public ...