· Febroary, 2010

Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Febroary, 2010

Japan: Eritreritra manodidina ny fahelana velona

  22 Febroary 2010

Amin'ny maha-firenena mora antitra azy indrindra manerana izao tontolo izao ankoatra ny fananany taha-pahavelomana avo indrindra, Mila mieritreritra momba ny hatsaram-piainana sy fiaraha-monina mahatsangy no ary indray i Japan. Na izany dia vitsy ihany no mandinika ny momba io amin'ny tsirairay avy. Ao amin'ny lahatsoratra manao hoe (Mety ho loza)...

Ejipta: Alaivo aloha ny Corolla-nareo

  16 Febroary 2010

Manamarika i Zeinobia fa nanery ny Toyota Ejipta haka ny sasany amin'ny maodeliny avy any amin'ny fivarotana fiara ny Sampana Ejipsiana miaro ny mpanjifa mba hanitsy ireo Toyota manana fahasimbana fa anjaran'ny orinasa ny fandaniana amin'izany. Eman AbdElRahman