· Aogositra, 2008

Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Aogositra, 2008

Japàna: Te-hanakatona ny vohikalany ve Mainichi?

  13 Aogositra 2008

Vaovao fhafa indray momba ny raharaha nampikorataba tany Japana momba ny WaiWai ( tsaho nalaza fa mpihaza ankizy ny Japoney sasany any Amerika Latina mba hohaniny), nisy vaovao [ja] nampiakatra ny isan'ny mpamaky any Japana milaza fa eo ampanadihadiana ny ahazoany manakatona ny gazetiny azo vakiana amin'ny aterineto ny gazety Mainichi. Saingy tetsy...