· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Desambra, 2007

Japàna : Fihenan'ny salan'haavo

  17 Desambra 2007

Ny mpiblaogy James monina any Japana dia mizara ny fomba fijeriny izay nitateran'ny fampahalalam-baovao ny fihenan'ny salan'haavon'ny mpianatra lahy any Japana izay nampitahaina tamin'ny toe-draharaha any Amerika [U.S.A.] : « a new government report that revealed the average leg length of male Japanese students has decreased since the 1970’s. Experts...