· Avrily, 2013

Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Avrily, 2013

Hong Kong : Lehilahy Iray Nosamborina Noho ny Fanompana Ny Filohan'i Shina Tamin'ny Graffiti

  23 Avrily 2013

Tafintohina tamin'ny fihoaram-pahefana nataon'ny polisy ny mpiserasera tao Hong Kong tamin'ny fisamborana lehilahy iray 46 taona noho ny fanoratana tao an-dalantsaran-tohatry ny trano fanorenana lehibe iray ao amin'ny distrikan'i Ma On Shan ao Hong Kong  “Mandehana any amin'ny Afobe, Xi Jinping” (習近平去死). Xi Jinping no filohan'i Shina. Araka ny tati-baovao tao...