Tantara mikasika ny Timor Atsinanana tamin'ny Desambra, 2013
Nelson Mandela: Sakaizan'i Timor Leste Ary Olomangan'ny Lamaody Batik Indoneziana
Nandray andraikitra lehibe tamin'ny tolona hoan'ny fahaleovantenan'i Timor Leste i Nelson Mandela; ary nankasitrahana ho mpitafy lobaka batik netim-paharazana indoneziana malaza indrindra .