· Jolay, 2012

Tantara mikasika ny Timor Atsinanana tamin'ny Jolay, 2012

Zava-Nahagaga Kely tamin'ny Fifidianana Parlemantera tany Timor Atsinanana

  19 Jolay 2012

Nanatontosa ny fifidianana parlemanterany tamin'ny 7 Jolay ny tany Timor Atsinanana. Ambany ny taha-pandraisan'anjara tamin'ity taona ity fa mba tsy nisy kosa aloha na izany aza ny tranga goavana nahitana herisetra sy hosoka amin'ny hala-bato. Nampiasa ny tenifototra #eleisaun2012 sy #timorelections ny mponina amin'ny aterineto hizarana ny vaovao mikasika ny fifidianana.