Tantara mikasika ny Timor Atsinanana tamin'ny Janoary, 2009
Avia ange ry sambo mpihaza trozona hankaty amin'ny ranon'i Timor atsinanana
Sarin'i Fat Old Sod tao @ Xanana Republic Gazzete, nahazo alalana. Notsongaina avy tamin'ny mpampiasa Twitter @BILL_ROMANOS tamin'ny 31 Desambra midera ny nahitan'ny mpikaroka Aostraliana sy Timor Tatsinanana ny lohateny, izany no vokatry ny fikarohana natao vao haingana momba ny fiainana any anaty rano any: Hita tany amin'ny 50 km...