Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantara mikasika ny Timor Atsinanana

18 Septambra 2014

Tsy Mifanaraka Amin'ny Lalàmpanorenana Ny Lalàna “Mangeja” Ny Media Ao Timor Atsinanana

GV Mpisolovava

Nahazo fandresena ampahany ireo mpanoratra gazety sy vondrona mpiaro ny zon'olombelona avy ao Timor Atsinanana raha namoaka didy ny Fitsarana Ambony fa tsy mifanaraka amin'ny lalàmpanorenana ny Lalàna mifehy ny gazety nolanian'ny parlemanta tamin'ny volana Mey lasa teo.

06 Septambra 2014

Sary An-tseraseran'ny Mpitarika Milisy Taloha Karohina Noho Ny Fandripaham-Bahoaka Niverina Mangina Tany Timor-Leste

Karohina i Jorge Tavares noho ny heloka bevava nandripaka vahoaka nataony, ka ao anatin'izany ny famonoana izay rehetra manohana ny fahaleovantena .

27 Febroary 2014

Dera Ho An'ireo Olaimpiana Avy Ao Azia Atsimo-Atsinanana

Tsy misy ririnina any amin'ny firenena niavian'izy ireo tsirairay avy nefa tsy nanakana an'ireto atleta roa avy ao Filipina sy Timor Atsinanana ireto tsy hamonjy ny Lalao Fanao amin'ny Andro Rirnina tany Sochi 2014 izany.

22 Janoary 2014

Notsikilovin'i Aostralia i Timor-Leste Mba Hahazoany Tombontsoa Ara-toekarena

Tahaka ny tia mitsikilo ireo namany sy ireo manodidina azy i Aostralia. Taorian'i Indonezia, anjaran'i Timor Atsinanana indray no nitsikera an'i Aostralia noho ny fitsikilovany ireo mpitondra azy.

12 Desambra 2013

Nelson Mandela: Sakaizan'i Timor Leste Ary Olomangan'ny Lamaody Batik Indoneziana

Nandray andraikitra lehibe tamin'ny tolona hoan'ny fahaleovantenan'i Timor Leste i Nelson Mandela; ary nankasitrahana ho mpitafy lobaka batik netim-paharazana indoneziana malaza indrindra .

19 Aogositra 2012

Timor Atsinanana: Nambabo Ny Fon'i Londra Ilay Mpihazakazaka (Marathon)

Nambabo ny fon’ireo mpijery marathon tamin’ny lalao Olaimpika ilay tanora mpanao hazakazaka marathon, Augusto Soares, 25 taona, noho ny faharetany sy ny endrika sariaka teny aminy

21 Marsa 2012

Timor Atsinanana : Very Harena Politika Lehibe Ny Firenena

Niraraka ny fanomezam-boninahitra tanaty aterineto taorian'ny fahalasananan'ilay mpitarika politika teo aloha tao Timor Atsinanana, fantatra amin'ny anarana hoe "Dadabe". Francisco "AVO" Xavier do Amaral, ilay nanambara ny fahaleovantena ny taona 1975, ary niverina tao amin'i Timor Atsinanana mba hiasa ao amin'ny Antenimiera mpanangana sy ny parlemanta. Efa kandidà intelo tamin'ny...

Teny Farany Momba ny Fifidianana Filoham-Pirenena Timor Atsinanana

Nanaiky ny fahareseny ilay Filoha avy ao Timor Atsinanana efa nahazo ny loka Nobel antsoina hoe Jose Ramos-Horta tamin'ny fifidianana filoham-pirenena farany teo. Ireo kandidà roa nahazo vato be indrindra dia i Francisco “Lu Olo” Guterres avy amin'ny Antoko Fretilin (antoko ankavia) sy ilay lehiben'ny miaramila teo aloha Taur Matan Ruak. Ry zareo...

24 Febroary 2012

Timor Atsinanana: Saka, Rakakabe Anaty Lahatsary Mahatsikaiky Mialoha nny Fifidianana

Iray volana latsaka mialoha ny fifidianana ho filoham-pirenena ao Timor Atsinanana, ary iray amin'ny fomba fampiasany manokana ny media sosialy amin'ny fialohavan-dàlana ny fifidianana tsy dia matotra loatra - i Slogheinn ao amin'ny Youtube, dia nampakatra andianà lahatsary mahatsikaiky izay mananihany ny efatra amin'ireo mpirotsaka ho filoha isan'ny be mpahalala...