Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Novambra, 2010
Shina: Mafàna fo nohelohina herintaona hanao asa fanarenana noho ny sangy ratsy ara-politika
Araka ny bitsika nalefan'ireo Mpiaro ny Zon'Olombelona ao Shina, ilay mafàna fo amin'izany fiarovana zon'olombelona izany Wang Yi, Cheng Jianping 程建萍 no tena anarany, dia voaheloka herintaona hanao asa fanarenana noho ny famerenana nandefa lahatsoratra politika miendrika tononkalo manao sangy ratsy mikasika ny hetsika tsy fankasitrahana an'i Japana tao amin'ny...
Shina: Sondro-bidy sy zaridaina an-tafontrano
Ny sondrom-bidy tao Shina dia nanosika ireo mpivarotra hitady ny metimety kokoa any Hong Kong, nefa hitondra mankany amin'ny fanjifàna maharitra ve ry zareo amin'izany?
Chili sy Chine: Famonjena ireo mpitrandraka ankibon'ny tany
Ny vaovao mikasika ny fanavotana ireo mpitrandraka harena ankibon'ny tany nahombiazana nataon'ny fanjakana tany Chili tamin'ny 14 oktobra no narahan'ny loza nitranga tamin'ny toerana fitrandrahana an-kibon'ny tany tao Pinyu, ao amin'ny faritanin'i Henan any Chine tamin'ny 16 oktobra. Ity loza tany Chine ity, vokatry ny fipoahan'ny entona sy ny vovoka saribao,...
Shina: Lisitra maintin'ireo mponin'ny aterineto
Mponin'ny aterineto 80 no nataon'ny governemanta ao Shanghai ao anaty lisitra mainty ary navoaka ho fanta-bahoaka ny anarana sy ny laharana IP ampiasain-dry zareo tao amin'ny tranonkala the Expose Channel of Shanghai Internet Social Credibility. Ny ankamaroan'ireo mponin'ny aterineto tafiditra ao anaty lisitra dia voampanga ho nanohintohina toy ny hoe ...