· Avrily, 2009

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Avrily, 2009

Chine: aretin-tsaina manoloana ny toetry ny Sinoa

  29 Avrily 2009

Mpikaroka ao amin'ny sampam-pitsaboana mifandraika amin'ny lalàna avy ao amin'ny anjerimanontolon'i Pékin antsoina hoe Sun Dongdong no nilaza tao amin'ny China News Weekly ny 23 martsa lasa teo fa 99% ny Sinoa mpanao fitakiana no marary saina ary tohanany ny fampidirana azy ireo an-terisetra any amin'ny toeram-pitsaboana. Vaovao farany (ny...

Tsy faly i Sina

Song Qianga (中國可以說不), iray amin’ireo mpanoratra be mpividy indrindra tamin'ny 1996 Afaka miteny Tsia i Sina(中國可以說不), dia namoaka boky vaovao, Tsy faly i  Sina (中國不高興), miaraka amina mpanoratra malaza hafa. Ny boky voalohany dia nivoaka taorinan’ny fandarohana baomba ny kaonsily jeneralin’ny Sina tany Yougoslavie nataon'ny OTAN izay nampisafoaka ny mponina...