· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Novambra, 2007

Shina : Fiaro efa nampiasaina

  16 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Kenneth Tan dia mampitandrina ao amin'ny blaogy Shanghaiist fa ireo mpampiasa fehy volo vidiana mora : « Ladies (and guys with long hair), resist from buying those cheap hair bands you find at the mom and pop stores in your ‘hood because the news is out that some of them are...

Shina: Profesora Koreana matintsikera

  06 Novambra 2007

Navoakan‘ny siniben-tserasera maro teny Shina ity vaovao ity tamin'ny 31 aogositra lasa teo: Nametraka hevitra ny profesora Koreana antsoina hoe Zengh Zaishu avy ao amin'ny Onivesiten'i Ehwa fa, tsy araka ny fiheverana mahazatra hatramin'izay fa, avy any Korea ny ankamaroan'ny [angano] Shinoa. Ny petrakevitra napetrany dia nifototra tamin'ny fahamaroan'ny andriamanitra...

Shina: Sainam-pirenena nampiady

  05 Novambra 2007

Nampiseho tampoka ny sainan’ny Repoblikan’I Shina (tsy Repoblika Entim-bahoaka an’i Shina izany) i Liu You-chen, mpilalao E-spaoro Taywaney teo ampandraisana ny medaily varahin’ny Lalaon’ny Aterineto manerantany [World Cyber Games (WCG) 2007] notontosaina tany Seattle USA nandritra ny fotoam-panolorana medaily. Nampirongatra ireo mpilalao tahaka an’i Sha Junchun (aka PJ) sy Li...

Shina : Niverina i Youtube

  01 Novambra 2007

Rehefa avy tapaka nandritra ny roa herinandro dia mpiblaogy maromaro no indray mitatitra fa niverina azo vangiana avy any Shina indray ny vohikala Youtube. Andinidininy miaraka amin'i William Long, sy Andrew Lih ary Graham Webster. [Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Manoina ireo mpiblaogy taorian'ny fanakanana...