· Janoary, 2011

Tantara mikasika ny Kambodza tamin'ny Janoary, 2011

Voasakana ny vohikala Blogspot any Kambodza

  30 Janoary 2011

Nosakanana ireo vohikala Blogspot tany Cambodge rehefa nibaiko mpamatsy aterineto maro ny fitondràna hanakana ny blaogy malaza mpanohitra ny fanjakàna, KI Media. Efa "tsy voasakana" intsony ireo vohikala nefa matahotra ireo mpampiasa aterineto momba ity sivana aterineto tsy nanam-paharoa tany amin'ny firenena ity.