Tantara mikasika ny Broney tamin'ny Desambra, 2013
SARIPIKA: Olombelon'i Azia Atimo-Atsinanana (Humans of Southeast Asia)
Aingam-panahy nanosika mpakasary marobe tao Azia Atsimo-Atsinanana mba hizara saripika sy tantaran'ireo olon-tsotra eny an-dalambe eny, any amin'ny firenena misy azy ireo tsirairay avy, ny Humans of New York, pejy Facebook noforonin'i Brandon Stanton.