· Novambra, 2010

Tantara mikasika ny Broney tamin'ny Novambra, 2010

Broney: Fikasana hamono tena miteraka resabe amin'ny aterineto

  20 Novambra 2010

Niteraka resabe tamin'ny aterineto, indrindra tamin'ny Twitter sy Facebook, ny saika famonoan-tena nataona tovovavy iray tany Brunei. Mitsikera ireo hanihany "tsy misy fihantràna" sy ireo esoeso ataon'ny mpampiasa aterineto sasany momba izany ireo mpitoraka blaogy.