· Mey, 2015

Tantara mikasika ny Azia Atsinanana tamin'ny Mey, 2015

“Voaozona Hohadihadiana ny Uber ao Shina”

  19 Mey 2015

Mitsikera ny manampahefana Shinoa tamin'ny fangejana ny tolotra taxi iombonana Uber ny mpiserasera habaka, miampanga azy ireo ho miaro ny indostrian'ny taxi sy mamely indray ny orinasan'aterineto vahiny.