· Jona, 2014

Tantara mikasika ny Azia Atsinanana tamin'ny Jona, 2014

Shina : Fetiben'ny Henan'Alika- Heloka Sa Kolontsaina ?

  26 Jona 2014

Miady mafy ireo mpikatroa mpiaro ny zon'ny biby any Shina mba handraràna ny fihinanana henan'alika, fa lazain'ireo mpankasitraka ny fomban-drazana sy ny mpakafy ny henan'alika ho fanitsakitsahana ireo zo sy ny kolontsaina izany.