· Novambra, 2013

Tantara mikasika ny Azia Atsinanana tamin'ny Novambra, 2013

Mandà Ny Tolo-dalàna Hamaritana Ny Refin'ny Fahantrana i Singapour

  30 Novambra 2013

"Malaza ho mpamariparitra ny zavatra rehetra" i Singapour ka ao anatin'izany "ny isa mazava momba an'ireo olona izay mikambana ao anatinà vondronà tsy manara-dalàna tanteraka". Mahagaga anefa, fa ny firenena manan-karena indrindra eran-tany dia mbola tsy namaritra ny refin'ny fahantrana akory.